Teny iditra manasongadina (songadina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manavaka tsara
Manenda-damba olona, manavongady [1.1]
 Manadio amin'ny tantavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Filtrer [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasongadina
Ny lasa : nanasongadina
Ny hoavy : hanasongadina
Filaza mandidy : manasongadìna

Teny iditra manasongadìna (songadina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasongadina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20