Teny iditra manasonia (sonia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametaka, manisy sonia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Signer [1.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasonia
Ny lasa : nanasonia
Ny hoavy : hanasonia
Filaza mandidy : manasoniava
Tovy hevitra manao sonia

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20