Teny iditra manatabariaka (tabariaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaparitadritaka etsỳ sy erỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to scatter, to disperse. [Richardson 1885]
Endriteny 
manatabariaka
nanatabariaka
hanatabariaka
manatabariàha

2010/05/14