Teny iditra manataka (tataka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany
¶ Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano
¶ (fiteny somary baranahiny) Mampahantra, mambotry [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to slit open [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay fendre, déchirer; faire une ouverture [Hallanger 1974]
Endriteny 
manataka
nanataka
hanataka
manataha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31