Teny iditra manatakiboka (takiboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manidy, mampihandrona, manery tsy mamela hihetsika, mampizihitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatakiboka
Ny lasa : nanatakiboka
Ny hoavy : hanatakiboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20