Teny iditra manatakitsoka (takitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandentika sy manizina, manatsoboka lalina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatakitsoka
Ny lasa : nanatakitsoka
Ny hoavy : hanatakitsoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05