Teny iditra manatakoboka (takoboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka ao amin' ny filanjana misarona; manafina anaty lamba [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatakoboka
nanatakoboka
hanatakoboka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14