Teny iditra manatakoditra (takoditra (hoditra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahandro miaraka amin' ny hodiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatakoditra
Ny lasa : nanatakoditra
Ny hoavy : hanatakoditra
Filaza mandidy : manatakodira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20