Teny iditra manatangarana (tangarana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapaka hentitra tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To break asunder [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Trancher, couper, dédider, terminer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatangarana
Ny lasa : nanatangarana
Ny hoavy : hanatangarana
Filaza mandidy : manatangana

Teny iditra manatangana (tangarana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatangarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20