Teny iditra manatangoloaka (tangoloaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka lavaka mangotàna ao anaty tany na amin' ny rindrina, na amin' ny fefiloha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatangoloaka
Ny lasa : nanatangoloaka
Ny hoavy : hanatangoloaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05