Teny iditra manatanila (tanila (tana, ila))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiraika zavatra amin' ny ila na lafiny iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to push to one side [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mettre de côté [Hallanger 1974]
Endriteny 
manatanila
nanatanila
hanatanila
manatanilà

Teny iditra manatanilà (tanila (tana, ila))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatanila [fitanisana]

2012/05/05