Teny iditra | manatankina (tankina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | manakintana, manatankina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |