Teny iditra manatantavana (tantavana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandalo rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba; manasivana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to filter, to strain liquids [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay filtrer un liquide [Hallanger 1974]
Endriteny 
manatantavana
nanatantavana
hanatantavana

2012/05/05