Teny iditra manatefaka (tefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamely tehamaina
¶ Mamely amin' ny teny mafy, maharary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatefaka
nanatefaka
hanatefaka
manatefaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31