Teny iditra manati-kabary
Singan-teny manatitra ; kabary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  miteny be mamely, manao vava be, manasa vangy [1.1]
Ohatra Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo. [1.368]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29