Teny iditra manato (nato)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandoko mena amin' ny hoditry ny nato [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to dye [Richardson 1885]
Ny bikany  
manato
nanato
hanato
manatoa

Teny iditra mañato (ato)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manatona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manato (to)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] manamarina [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05