Teny iditra manatofantsika (tofantsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao zavatra ohatra ny volantsinana, ohatra ny andohalambo; mandantsika; manantsika; mamokoka
Mampiandry ela [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatofantsika
Ny lasa : nanatofantsika
Ny hoavy : hanatofantsika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05