Teny iditra manatoka (atoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Jereo manatsatoka [1.1]
Ohatra 
1"Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy [2.69]
2manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatoka
Ny lasa : nanatoka
Ny hoavy : hanatoka

Teny iditra manatoka (hatoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To implant or set one's self against, as in battle [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatoka
Ny lasa : nanatoka
Ny hoavy : hanatoka
Filaza mandidy : manatoha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/11