Teny iditra manatokatoka (hatoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañatokatoka ] [Tanala] mitrerontrerona, mitezitra sady manositosika: Vaivay iendriny lahatañe ka no atokatohane ñ'janañe (tezitra ny reniny avy any ka notreroniny ny zanany) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to move the neck or nod the head as in anger and defiance. (prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
manatokatoka
nanatokatoka
hanatokatoka
manatokatoha

2010/05/14