Teny iditra manatolatola (tolatola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihevingevina, mampidoladola [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatolatola
Ny lasa : nanatolatola
Ny hoavy : hanatolatola

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05