Teny iditra manatona (hatona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakaiky: Efa manatona ny ririnina
Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To approach, to draw near. [1.2]
 To approach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'approcher de [1.8]
Ohatra Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatona
Ny lasa : nanatona
Ny hoavy : hanatona
Filaza mandidy : manana
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra manatòna (hatona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra. [2.643]
2Manatòna ny afo raha ta hafana ianao [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15