Teny iditra manaton-doza
Singan-teny manatona ; loza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [1.1]
Tovy hevitra mananty loza
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12