Teny iditra manatotongana (totongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy
¶ Mihoatra, misongona: Nanatotongana ny rahavaviny izy [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manatotongana
nanatotongana
hanatotongana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31