Teny iditra manatrabaka (trabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandentika zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy hafa; manindrona higorobaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatrabaka
nanatrabaka
hanatrabaka
manatrabaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31