Teny iditra manatraingo (traingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy ( mitraingo no fampiasa matetika kokoa) Mikapa amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina: Manatraingo omby [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatraingo
Ny lasa : nanatraingo
Ny hoavy : hanatraingo
Tovy hevitra mitraingo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05