Teny iditra manatrana (satrana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao satrana, manandrana zavamaneno [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to cock, to fix the cock of a gun so as to be ready to fire. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   faire un prélude, essayer un instrument [Abinal 1888]
Ny bikany  
manatrana
nanatrana
hanatrana
manatràna

Teny iditra manatràna (satrana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatrana [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/06