Teny iditra manatroatra (troatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiala tampoka amin' izay misy ny tena: Asa izay nanatroafra azy teo fa gaga daholo ny olona nahita azy lasa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatroatra
Ny lasa : nanatroatra
Ny hoavy : hanatroatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05