Teny iditra manatroka (satroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatroka
Ny lasa : nanatroka
Ny hoavy : hanatroka
Filaza mandidy : manatroha
Tovy hevitra manasatroka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05