Teny iditra manatrosina (trosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandavo na manjera olona hiantoraka any anoloana ka ny lohany no mipoka aloha amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatrosina
nanatrosina
hanatrosina

2010/05/14