Teny iditra manatrotrongy (trotrongy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandavo na manosika olona any anolo ana ka mitehika amin' ny tany mihitsy ny lohany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatrotrongy
Ny lasa : nanatrotrongy
Ny hoavy : hanatrotrongy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05