Teny iditra | manatsaika (tsaika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamerina mitoto ny vary fanindroany, izany hoe ny vary vao afaka ampombo mahery [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | manatsaitsaika | ||||||
Fivaditsoratra | manatsaika, manatsiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |