Teny iditra manatsaka (hatsaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fana [...]
Mitovy hevitra: mampitovy tantana, mamarana, manaratsaka [tohiny Rajemisa 1985]
   Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary]
¶ Manaisotra ny faritra tsy ilaina [SLP 1986]
Dikanteny anglisy   To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Façonner
¶ Entailler [SLP 1986]
Ny bikany  
Ny ankehitriny
manatsaka
Ny lasa
nanatsaka
Ny hoavy
hanatsaka
Filaza mandidy
manatsaha

Teny iditra manatsaka (tsaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-ja [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Ny bikany  
Ny ankehitriny
manatsaka
Ny lasa
nanatsaka
Ny hoavy
hanatsaka
Filaza mandidy
manatsakà

Teny iditra manatsakà (tsaka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao "manatsaka" [firaketana]

Nohavaozina taminy 2013/03/21
Takela isoratana ny soso-kevitrao