Teny iditra manatsara (tsara)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamanany sakafo be otrikaina
¶ Mahatsara: Manatsara ny tarehy marina ve ny lokomena?
¶ Manadio, manao ho tsara: Mahagaga fa manatsara ireto mpianatra telo lahy mpitabataba ireto ny mpampianatra azy ireo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to improve, to make better [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   améliorer; embellir, rendre agréable [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manatsara
nanatsara
hanatsara
manatsarà

Teny iditra manatsarà (tsara)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsara [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/06