Teny iditra mañatsary
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] mamboatra, manatsara [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] mamboatra [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] mandamina [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mamboatra, manamboatra, mampirina, mandamina [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01