Teny iditra manatsatsàka (tsatsàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamotsy tanteraka ny vary totoina: i Bao no nanatsatsàka itý vary itý [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsatsàka
nanatsatsàka
hanatsatsàka
manatsatsaha
Teny mitovy hevitra mitsatsàka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31