Teny iditra manatsatsiaka (tsatsiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrovitra (zavatra) ka atao heno ny fitriarany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsatsiaka
Ny lasa : nanatsatsiaka
Ny hoavy : hanatsatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05