Teny iditra manatsika (hatsika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manofa tanana [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Miantso amin' ny fihetsiky ny loha na tanana; manofa: Nanatsika tanana an-janany Rabe
¶ Mamahana, mamaika basy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to beckon, to point to a person witht he intention of calling him aside
¶ to pull back the trigger of a gun. [Richardson 1885]
   to beckon with the hand (palm down) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   appeler par un signe de la main (paume en dessous) [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manatsika
nanatsika
hanatsika
manatsiha

Teny iditra manatsika (tsika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manatantavana
¶ Mampanorika (rano) tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanalana ny faikany
¶ Manamaina [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   filtrer, faire couler petit à petit à travers quelque chose de manière à séparer la lie, faire sécher [Abinal 1888]
Ny bikany  
manatsika
nanatsika
hanatsika
manatsiha

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/07