Teny iditra manatsindroandroana (tsindroandroana (tsindroana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka na mametraka zavatra mbetika etsy mbetika eroa; tsisy filaharana na tsiroaroa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsindroandroana
nanatsindroandroana
hanatsindroandroana
manatsindroandroàna

Teny iditra manatsindroandroàna (tsindroadroana (tsindroana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsindroandroana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/22