Teny iditra manatsingadina (tsingadina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamotraka, mandavo, manakodia amin' ny tany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsingadina
Ny lasa : nanatsingadina
Ny hoavy : hanatsingadina
Filaza mandidy : manatsingadìna

Teny iditra manatsingadìna (tsingadina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsingadina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20