Teny iditra manatsingoloka (tsingoloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatsimbadika ka ny loba no atao ambany; mamotitra, manatotongana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manatsingoloka
nanatsingoloka
hanatsingoloka
manatsingoloha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31