Teny iditra manatsipelika (tsipelika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manetsiketsika miankavia miankavanana, manasavilivily, manapelipelika: Manatsipelika ny rambony ny omby mba handroahany ny latitra mipetaka aminy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsipelika
Ny lasa : nanatsipelika
Ny hoavy : hanatsipelika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05