Teny iditra manatsirakorako (tsirakorako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manasafotofoto, manasaritaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsirakorako
Ny lasa : nanatsirakorako
Ny hoavy : hanatsirakorako
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31