Teny iditra manatsivo (hatsivo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy vanja indray mamahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make cartridges, to put powder in bamboos, etc. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsivo
Ny lasa : nanatsivo
Ny hoavy : hanatsivo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20