Teny iditra manatsotra (tsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampivelatra, manampatra: Tokony hanatsotra ny tananao ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay étendre, allonger, dresser, simplifier [Abinal 1888]
Famaritana frantsay simplifier [SLP: Voambolana]
Endriteny 
manatsotra
nanatsotra
hanatsotra
manatsora

2012/05/07