Teny iditra mañava
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Mahafaly] manala [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manava
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manadio, mitantavana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manava
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitanika (toy ny manao toaka) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] distiller [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
manava
nanava
hanava

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14