Teny iditra manavaka (avaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby
¶ Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to separate, to sever, to put asunder; to segregate. [Richardson 1885]
 to separate, to segregate, to make distinctions [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses [Hallanger 1974]
Ohatra Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 111]
Endriteny 
manavaka
nanavaka
hanavaka
manavaha

2012/05/07