Teny iditra manavana (havana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manatsikera, na manala ny lavenona avy ao am-patana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manavana
nanavana
hanavana
manavàna

Teny iditra manavàna (havana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manavana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

Teny iditra mañavana (havana)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] zatra, kinga [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/23