Teny iditra manavandra (havandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy havandra latsaka: Manavandra ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Haily. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Grêler [1.3]
Ohatra Akory ity no treotreok'orana ka tsy misy rano hanetsana akory ity no fitia be jaika tsy mitampody fa modimandry lamba be tsy nakopaka tsy navily sisina akory ity no andro fahavaratra ka tsy mandrivotra tsy manavandra akory ity no andro ririnina [2.131]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manavandra
Ny lasa : nanavandra
Ny hoavy : hanavandra
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20