Teny iditra manavao (vao)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono,io tranombarotra io
¶ Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ
¶ Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto
¶ Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manavao
nanavao
hanavao
manavaoza

2010/05/14