Teny iditra manavembena (savembena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  mamezivezy, manasavilivily [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme manasavembena [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manavembena
Ny lasa : nanavembena
Ny hoavy : hanavembena
Tovy hevitra manasavembena

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/28